|
|
|
|

Entry 1  raikitra
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  23 Mipetaka: Efa raikitra amin' ny rindrina ny temitra ka sarotra alana
24 Vita, tapaka rehefa nodinihina sy nifenarahana: Raikitra izany ny varotra ka omeo ny vodiondrim-barotra
25 Tsy miova: Mivory amin' ny andro raikitra [1.1]
Explanations in English  26 sticking to; just, right, alike, agreed to, assented to. [Mal. Lekat (?).] Rekitra is used in the provinces. [1.2]
27 sticking to something; agreed to [1.7]
Explanations in French  28 attaché, collé [1.3, 1.8]
29 joint
30 conclu, réglé, décidé
31 conforme, juste [1.3]
32 agréé, sur quoi on est d'accord [1.8]
Examples  33  Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4#7]
34  Nony raikitra ny varotra dia hafatrafatra tsy misy ohatra izany no ataony: [2.470#153]
Analogs  35  angarangidina, 36  finari-bava, 37  mandry ivohon'ny vato, 38  mandry mitsilany, 39  maty paika, 40  tapaka, 41  tarangana, 42  vita, 43  vonobaibona
Combinations  44  25 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word raikitra
Proverbs  45  Proverbs containing that word

Anagrams  46 arikitra, 47 iratrika, 48 irikatra, raikitra, 49 rikiatra

Updated on 2026/04/22