|
|
|
|

Entry 1  miraikitra
Root  2 raikitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mipetaka, mifetaka: Tsy miraikitra tsara amin' ny valopy ny hajia
9 Mifikitra: Aoka tsy hiraiki-po amin' ny zavatry ny tany [1.1]
Explanations in English  10 to adhere, to stick to, to cleave to. [1.2]
11 to stick to something [1.7]
Explanations in French  12 se coller, adhérer [1.8]
Examples  13  Ny akanjon' i Feno aza tantera-drano sy miraikitra amin' ny hodiny iny amin' ny lamosiny rehetra iny. [2.472#16]
Combinations  14  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miraikitra
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  miraikitra, 16 mitari-kira

Updated on 2026/04/21