|
|
|
|

Entry 1  porofo
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  18 Zavatra na hevitra entina mana-marina ny filazana: Tsy manaiky aho raha tsy mahita porofo
19 Fanamarinana: Anisan' ny porofon' ny fisian' Andriamanitra ny firindran' ny zavaboary
20 Andrana: Porofon-tsary
21 Sorapirinty voalahatra ka mbola halana diso: Manitsy ny diso amin' ny poro fom-pirinty [1.1]
22 fanamarinana [1.13]
Explanations in English  23 proof [1.7]
Explanations in French  24 preuve [1.8, 1.13]
25 épreuve photographique [1.8]
26 cliché, épreuve [1.13]
Examples  27  Zavatra tsy anananao porofo no antsoantsoinao, sady zava-doza rahateo koa. [2.472#226]
28  Tsy misy porofo na adi-hevitra izany, fa loko io ka samy manondro izay azoazony. [2.5]
Combinations  29  9 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word porofo

Updated on 2026/04/20