| Entry | 1 manaporofo |
| Root | 2 porofo |
| Part of speech | 3 active verb or adjective |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 manamarina
[1.1] |
| Explanations in French |
9 justificatif, justificative
[1.4.fr#460] |
| Examples |
10 Tsarovy ireo ohabolana malagasy manaporofo ny maha-iray ny olombelona!
[2.285#]
11 Ireto mbola misy ohatra vitsivitsy manaporofo ny firoboron' ny varotra sy famarinan' olona nataon' ny Holandey. [2.366#] |
| Updated on 2026/04/20 |
|