Entry | 1 pilao |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tady kely misy vongam-pira-mainty izay entina manamarina ny fahitsian' ny rindrina tsy vilana na mivohitra |
Explanations in English |
4 [1.2] a plumb-line or plummet |
Examples |
5 Indro, ny Tompo nitsangana teo ambonin'ny manda natao amin'ny pilao, sady nisy pilao teny an-tanany [2.996] |
Vocabulary |
6 Economy: buildings, public works |
Anagrams | 7 |
Updated on 2025/01/21 |