|
|
|
|

Entry 1  otazana
Root  2 oty
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Derivatives 
Nouns :
Explanations in Malagasy  9 Tapahina hiala amin' ny taho: Otazo ireo voankazo ireo fa efa masaka [1.1]
Explanations in English  10 to be picked, (of fruit or flowers) [1.7]
Explanations in French  11 qu'on cueille; qu'on sèvre [1.8]
Examples  12  Ary aza otazana avokoa ny eo amin'ny sahanao, ary aza tsimponina izay latsaka eo amin'ny sahanao [2.996]
Other spellings  13 otoazana, toazana

Anagrams  14 atazona, otazana, 15 toazana

Updated on 2026/04/22