Entry |
ony
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Renirano mivarina any an-dranomasina [1.1]
|
Explanations in English | A river. See renirano. [mal. Sungai. For omission of s see ompa, etc.]
[1.2]
|
| A river [1.7]
|
Explanations in French | Rivière [1.8, 1.13]
|
| Fleuve [1.8]
|
Examples |
1 | Teo amoron' ony ianao, no nofisiko namintana;
[2.1022]
|
2 | misy adaladala isika koa manao rano maina ony.
[2.298]
|
3 | Mandoro biriky eny amoron' ny ony koa izy ireo.
[2.445]
|
|
Vocabulary |
Analogs |
renirano |
Tables and plates |
|
Article |
Illustrations |
|
|
Entry |
ony
|
Part of speech | Unspecified
|
Explanations in English | See onotra
[1.2]
|
|