|
|
|
|

Entry 1  ombana
Root  2 omba
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Rakofana, sakobonina, amin' ny lamba na ny elatra; arovana: Ombany ny elany ny zanany [1.1]
Explanations in English  9 to be accompanied by, to be associated with. [1.2]
10 to be covered, to be protected [1.7]
Explanations in French  11 qu'on couvre, qu'on protège [1.8]
Examples  12  Antenainay fa hanamora ny asan' ny mpampianatra eo amin' ny fampianarany ny taranja Malagasy ireo andiana boky ireo izay ombana boky torolalana. [2.442#3]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 ambano, 15 anambo, 16 banoma, 17 manabo, 18 naomba, ombana

Updated on 2026/04/21