|
|
|
|

Entry (1/2) 1  ohatra
Part of speech  2  noun or adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  18 fakan-tahaka: Ireto soratra ireto no omeo hataon' ny mpianatra ohatra rehefa manoratra izy ~ Manomeza oha-pitondran-tena tsara ianareo mpitondra
19 sary vita amin' ny taratasy izay akana tahaka antin' ny didin' akanjo hatao: Ento any amin' ny mpanjaitra ity, fa ity no ohatr' ilay akanjo hodidiana ho any
20 filazana an-tsary, fanoharana: Sary an' ohatra no anaovana ny olona saro-tahotra hoe "rano an-dravina
21 zavatra foronina mba hanazavana na hanamarinana fitsipika na hevi-teny iray: Manomeza ohatra iray momba ny fisintonan' ny tany ny zavatra rehetra halavitina azy
22 andrana: Nataoko an' ohatra fotsiny iny kabary iny fa tsy iny akory no tena izy. [1.1]
Explanations in English  23 measure, comparison; a parable, a proverb. [mal. Sukut. For omission of s see ony, a river etc.] comp. hoatra (I., II.). [1.2]
24 a measure; a comparison; an example [1.7]
Explanations in French  25 mesure, patron, modèle, exemple, comparaison, similitude, figure: Inty ny ohatry ny pataloha hataonao ho ahy (Voici la mesure, le patron du pantalon que vous me ferez) ~ Inty ny ohatry ny soratra tsy maintsy hataon' ialahy lay ity ( Voici le modèle de l'écriture que tu dois faire) ~ Diso ohatra ny fananarana nataony azy (La réprimande qu'il lui a faite dépasse la mesure)
26 qui peut être comparé, comparable, semblable: Ohatra amin' iza izay jamba am-panahy? Ohatra amin' izay tena jamba ( A qui peut-on comparer celui qui est aveugle d'esprit? On peut le comparer à celui qui est vraiment aveugle) ~ Ohatra an-draibeny io zazalahy io (Ce garçon est semblable à son grand-père) [1.3]
27 exemple, comparaison; parabole [1.8]
Combinations  28  12 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ohatra

Entry (2/2) 29  ohatra
Part of speech  30  preposition [Full list]
Explanations in Malagasy  31 enti-milaza ny fitoviana ara-pampitahana, ara-tsary: Miolikolika ohatra ny bibilava ity renirano ity ~ Ohatra an-dRaibeny ity zaza ity
32 (misy manoratra ity teny ity "hoatra"; raha ny marina, dia teny iray ihany ity teny mpampiankina sy ny anarana ohatra fa ny tsindrimpeo fotsiny no samy hafa toerana, mitovy tsy misy valaka amin' ny tahaka sy tahàka; araka izany, dia tsy tokony ho namoronana teny iray vaovao hafa hatao teny mpampiankina fa ny anarana ohatra ihany dia ampy) [1.1]
Other spellings  33 hoatra
Analogs  34  mitovy, 35  mova tsy, 36  sahala amy, 37  tahàka, 38  toa, 39  toy ny
Combinations  40  32 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word ohatra
Proverbs  41  Proverbs containing that word

Anagrams  42 ahotra, 43 haotra, 44 harato, 45 hoatra, ohatra, 46 taharo

Updated on 2026/04/22