|
|
|
|

Entry 1  nofo
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  4 Tenan-javatra misy tsiratsiraka izay mandrakotra ny taolana amin' ny tenan' ny olomtielona sy ny biby: Malemilemy ny nofon' ny zazakely
5 Hena: Tsara nofo ny amalona
6 Ny vatana (miolotra amin' ny fanahy): Malemy ny nofo
7 Ny faty: Ny nofon' Itompokolahy dia hoentina ao amin' ny eglizin' Ambozontany [1.1]
Explanations in English  8 flesh. [Swa. Annofu, fleshiness.] [1.2]
9 flesh [1.7]
Explanations in French  10 chair [1.8]
Examples  11  nofo sy ra no vavolombelona! [2.470#17]
12  Ny nofo miady amin' ny fanahy. [2.285#]
13  Nofo tsy misy fanahy tahaka an-dRivo fahagola. [2.529#]
Vocabulary  14  Biology
Synonyms  15 nofotra
Combinations  16  28 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word nofo
Proverbs  17  Proverbs containing that word
Article  18 Randzavola: nofo ao amin' ny Baiboly

Anagrams  19 fono, nofo

Updated on 2026/04/22