|
|
|
|

Entry 1  noana
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Passive verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  9 Mahatsiaro foana ny ao an-kibo ka reraka te hihinan-javatra aoka izany: Tsy nisakafo aho ka noana izaitsizy izany [1.1]
Explanations in English  10 hungry [1.2]
11 hungry
12 deflated (of a tire) [1.7]
Explanations in French  13 qui a faim, affamé
14 dégonflé (se dit des pneus) [1.8]
Examples  15  Ary indray andro sendra tsy nahazo haza, ka noana ny liona, ka hoy izy tamy ny alika: [2.293]
16  Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy; [2.324]
17  Iny aloha ny hani-masaka fa noana ianao. [2.470#106]
Analogs  18  fotsy tsinay, 19  lampana, 20  mai-molotra, 21  maivan-tsy zaka, 22  mangebaka, 23  miempaempa, 24  mifehy kibo, 25  mifezafezaka, 26  milelalela ny ambavafo, 27  mitakiky vava, 28  mitanatana vava, 29  mitsako dilana, 30  Mosarena, 31  rebaka, 32  refona, 33  reraka, 34  tsy mahatsindry tsihy, 35  vava takiky, 36  voan' ny aretimbilany
Combinations  37  7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word noana
Proverbs  38  Proverbs containing that word

Anagrams  39 anano, añano, 40 añona, anona, 41 ñaoña, naona, noana, 42 onana

Updated on 2026/08/15