|
|
|
|

Entry (1/2) 1  nify
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  15 Tsy fahatevenana. [1.1]
Explanations in French  16 mince, peu épais [1.3]
Combinations  17  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word nify

Entry (2/2) 18  nify
Part of speech  19  noun
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  21 Taolana madinika mitsatoka amin' ny valanorano ambony sy ambany, natao hitsakoana ny zavatra hanina. -- Misy karazany telo ny nify, izay samy manana ny asany manokana avy: ny andrianify mitetika, ny vangy mandrovitra, ary ny vazana mamotipotika [1.1]
Explanations in English  22 a tooth. [this appears in Malayan languages as nipun, nifan, nifoa, nifin, niki, nisi, etc.] [1.2]
23 a tooth, esp. a front tooth [1.7]
Explanations in French  24 dent, surtout les dents antérieures [1.8]
Examples  25  Izany anefa tsy milaza fa sitrana ilay nify marary. [2.4#38]
Combinations  26  30 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word nify
Proverbs  27  Proverbs containing that word
Article  28 Randzavola: nify ao amin' ny Baiboly

Anagrams  29 fiñy, finy, nify

Updated on 2026/08/14