| Entry | 1 manify |
| Root | 2 nify |
| Part of speech | 3 adjective |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
9 Tsy matevina, kararavina: Taratasy manify
10 Tsy mifanety, tsy mikitroka: Efa ho soja Ramatoa iny fa manify dia manify ny volony 11 Tsy dia manankarena [1.1] |
| Explanations in English |
12 thin (not of liquids)
[1.7] |
| Explanations in French |
13 être mince, peu serré, clairsemé
14 être peu riche [1.3] 15 mince [1.8, 1.13, 1.5] 16 peu épais [1.8] 17 fin [1.13] |
| Examples |
18 Setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana.
[2.470]
|
| Combinations | 19 7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manify |
| Proverbs | 20 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|