|
|
|
|

Entry 1  ngolingoly
Root  2 ngoly
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  6 Mangatsiaka ka tsy mahare rohana ny tena
7 Mahatsiaro hontsahontsa ka toa ankona mihitsy noho ny fihetsehampo: Ngolingoly erỳ izy nahare ilay feon-kira fanaon' izy ireo niaraka fahiny [1.1]
Examples  8  Voan' ny areti-mifindran' alahelo hianareo, hoy Fatakamana, ka izaho avy no ngolingoly nifindrany. [2.499#]

Anagrams  9 lingolingo, 10 longilongy, 11 ngilongilo, ngolingoly

Updated on 2026/04/20