|
|
|
|

Entry 1  monaina
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  10 Leondeony, tsy tia herika: Monaina hazandrano ny anao lahy
11 Valaka noho ny raharaha ka toa leony tsy te hiverina intsony nony afaka tao: Monaina mihitsy aho tamin' ilay asa nampanaovin-dRangahy iny [1.1]
Explanations in French  12 Qui en a assez, qui est fatigué, qui est dégoûté [1.3#444]
Analogs  13  boboka, 14  leony, 15  tofoka, 16  tohina, 17  tola

Anagrams  18 anomany, 19 inomana, 20 mañaoñy, 21 manoina, 22 miañona, 23 miñaoña, 24 mionana, monaina, 25 omanina

Updated on 2026/04/22