| Entry (1/3) | 1 tohina |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in French |
21 action de toucher
[1.3] |
| Combinations | 22 5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tohina |
| Entry (2/3) | 23 tohina |
| Part of speech | 24 participle |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
28 Voadona malemy dia malemy, voakasika kely foana: Tohina fotsiny ilay tavim-boninkazo dia nianjera
29 Sosotra na tezitra na mangoraka: Tohina ny foko mahita ilay vehivavy mahantra mibaby zaza mitsindroka eny an-dalambe 30 Tofoka, leony: Tohin-kazandrano aho tany amoron-tsiraka. [1.1] |
| Explanations in French |
31 touché légèrement
32 dégoûté, qui n'en veut plus (peu usité en ce sens) [1.3] |
| Examples |
33 Hoy aho somary tohina.
[2.944#]
34 Mora tohina amin'ny fony izy: [2.298#109] |
| Proverbs | 35 Proverbs containing that word |
| Entry (3/3) | 36 tohina |
| Part of speech | 37 noun |
| Explanations in Malagasy |
38 tsy fahazakan'ny taova zavatra iray, ary miseho amin'ny endrika samihafa
[1.13] |
| Explanations in French |
39 allergie
[1.13] |
| Vocabulary | 40 Health |
| Anagrams | 41 antohy, 42 hatony, tohina |
| Updated on 2026/07/17 |
|