|
|
|
|

Entry (1/3) 1  mivaha
Root  2 vaha
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 miboraka: Mivaha ny fehinkiraronao
9 Miala na votsotra ny fatorana: Vonjeo haingana fa mivaha ny omby
10 Tapaka: Nivaha ny fanekenay
11 enti-milaza olona misy fahavoazana kely ny lohany, misy kely, nahafahana [1.1]
Explanations in French  12 être détaché, délié, se détacher, s’effiler; être rompu [1.3]
Examples  13  Renao midina mihitsy ilay izy, midina tsy mba miparitaka na mivaha, fa manao bolon-gany mafonja ohatra ny natambatra tamin' ny dity. [2.4#98]
Combinations  14  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mivaha

Entry (2/3) 15  mivaha
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17 [Bara] mivaky, mamaky [1.78]

Entry (3/3) 18  mivahà
Root  19 vaha
Part of speech  20  imperative of active verb mivaha [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  21 mahavy, 22 mahiva, mivahà, mivaha

Updated on 2026/08/15