|
|
|
|

Entry 1  mitsipika
Root  2 tsipika
Part of speech  3  active verb or adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manainga ny tena dia mitsambikina na manidina: Notairinao ka nitsipika tery ilay valala saika hosamboriko
9 mipitika : Nitsipika tamin' ny mpandalo ny fotaka voahitsak' ilay fiarakodia nandeha mafy teo iny [1.1]
10 Efa misy tsipika: Taratasy mitsipika no asaovy anoratan' ity zaza ity [1.1]
Combinations  11  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitsipika
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  13 mipitsika, mitsipika, 14 sitampiky

Updated on 2026/07/17