|
|
|
|

Entry 1  mipitika
Root  2 pitika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miendaka na miala avy amin' ny zavatra iray: Nipitika ny rano ha saiha voa aho
9 Miala tampoka dia mitsambikina: Nipitika ilay parosy teto ka tsy hitako izay nalehany [1.1]

Updated on 2026/04/20