|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mitsingina
Root  2 tsingina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandray amin' ny loha rantsana, mikasika kely foana: Nananosarotra erỳ izy nitsingina ilay mosara, fa naloto, hono
9 Maka izay voafihina amin' ny loha rantsana, maka pitiny kely foana: Asio sira indroa mitsingina ity salady ity
10 Manendry kely foana amin' ny hanina; miangolangola erỳ rehefa mihinana ka zara raha maka kely amin' izay sakafo aroso eo anoloany (endrika verindroa no ampiasana azy matetika amin' ity hevitra ity): Mitsingintsingina Rasoa rehefa mihinana [1.1]

Entry (2/2) 11  mitsingìna
Root  12 tsingina
Part of speech  13  imperative of active verb mitsingina [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams  mitsingìna, mitsingina

Updated on 2026/08/24