| Entry (1/2) | 1 mitsimpona |
| Root | 2 tsimpona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Maka tsirairay: Mitsimpona ny voambary latsaka ny voromailala
9 Mifantina ka maka tsirairay fa tsy manao fao-be: Mitsimpona izay mpianatra mahay mba halefa handranto fianarana any am-pita ny mpampianatra [1.1] |
| Combinations | 10 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitsimpona |
| Entry (2/2) | 11 mitsimpòna |
| Root | 12 tsimpona |
| Part of speech | 13 imperative of active verb mitsimpona [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | mitsimpòna, mitsimpona |
| Updated on 2026/08/19 |
|