|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mitsikera
Root  2 tsikera
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manakofoka tsy mamela hifatratra na hifitsaka
9 Manaratsy: Tsy manao afa-tsy mitsikera ny toetran-dRasoa izy
10 Milazalaza izay rehetra mikasika zavatra na olona iray; milazalaza ny hevitra samihafa fonosin' ny lohateny iray: Mitsikera lahatsoratra [1.1]
11 mijery ny lafitsara sy lafiratsy amin'ny zavatra iray [1.13]
Explanations in French  12 analyser; critiquer [1.13]
13 critiquer [1.5]
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitsikera

Entry (2/2) 15  mitsikerà
Root  16 tsikera
Part of speech  17  imperative of active verb mitsikera [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  18 kemaritsy, 19 marikitse, 20 miretsika, mitsikera, mitsikerà

Updated on 2026/08/19