Entry | 1 mitondra loha mody |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 Tonga nefa tsy nahavita na inona na inona avy tany amin' izay naleha; niverina fotsiny tsy nahazo izay nalaina, tsy nahavita ny zavatra nampanaovina azy [1.1] |
Elementary words | 4 mitondra, loha, mody |
Updated on 2023/05/19 |