Entry (1/2) | 1 mitoby (toby) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Milasy: Mitoby atsy avara-tanàna ny miaramila 4 Miangona, miavosa, miavovona: Izaitratra ny vary mitoby ao an-tsena fa fararano ny andro [1.1] |
Explanations in English |
5 to encamp [1.2] 6 to camp [1.7] |
Explanations in French |
7 camper [1.6] 8 être rassemblés [Tanala] [1.6] |
Morphology |
|
Analogs | 13 miangona, mitangorona, mihorona, mifanongoa, miavosa, miavovona, mivangongo, mivongaingy, mivozezika, mamozezy |
Entry (2/2) | 14 mitôby |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 mipetraka [Tanosy]
[1.78] |
Anagrams | 17 mitoby, mitôby, mitoby, mitôby |
Updated on 2023/01/20 |