|
|
|
|

Entry 1  mifanongoa
Root  2 tongoa
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mifanaingina, izany hoe ny sasany mitaingina eny ambonin' ny sasany: Tsy nisy vatonifanongoa taorian' ilay rivo-doza [1.1]
Examples  9  famirapiratana avokoa no tazana ombieny ombieny, tsy arabe, tsy lalankely, tsy kianja malalaka, tsy tokotany tery, tsy varavaram-pitaratra mifanongoa arivoarivo. [2.470#149]
Synonyms  10 mifanindry
Combinations  11  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mifanongoa

Updated on 2026/04/22