|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mitazona
Root  2 tazona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitana olona na zavatra amin' ny tanana mba tsy hihetsiketsika na hivaha: Iza no hitazona ny zaza?
9 Manery hipetraka, tsy mamela hivoaka: Nitazona azy tsy an-drariny tany am-Po nia, hono, ny polisy [1.1]
Explanations in French  10 maintenir [1.13]

Entry (2/2) 11  mitazòna
Root  12 tazona
Part of speech  13  imperative of active verb mitazona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mitazòna, mitazona

Updated on 2026/08/15