|
|
|
|

Entry 1  mitanjaka
Root  2 tanjaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miseho vatana tsy misy manarona, tsy mitafy: "Fa ny mafy taminy indrindra dia ny tenany nitanjaka teo imason' ny olona maro teo" [1.1]
Explanations in English  9 to be naked [1.7]
Explanations in French  10 être nu; nu [1.8]
Analogs  11  miboridana, 12  midizidizy, 13  mihanja-belona, 14  mihanjahanja, 15  Mihanjaka, 16  mihazihazy, 17  misongadina, 18  mitazotazo, 19  mitotojanjina, 20  mitotozanjina, 21  mivongady
Proverbs  22  Proverbs containing that word

Anagrams  23 kijamanta, mitanjaka

Updated on 2026/04/22