| Entry | 1 mihanjaka |
| Root | 2 hanjaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 Tsy mitafy na miakanjo hanafina ny vatana, miboridana
8 Jereo mitanjaka [1.1] |
| Examples |
9 Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana.
[2.472#103]
|
| Combinations | 10 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihanjaka |
| Updated on 2026/04/20 |
|