Entry | 1 mitakoko |
Root | 2 takoko |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mipetraka tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Mitakoko eo amorom-patana foana i Dadabe 5 Mipetraka, manjonitra na toa manjoretra rera-po, ketraka, kivy: Nitakoko izy noho ny fahoriana nanjo azy [1.1] |
Explanations in English |
6 to sit disconsolately with folded arms and in a stooping posture. [1.2] 7 to squat; to sit disconsolately [1.7] |
Explanations in French |
8 s'accroupir; avoir une posture attristée [1.8] |
Morphology |
|
Analogs | 13 mijakoko, manjoretra, mijakoretra, manjonitra, manjokaiky, mandoroka, mangetoka, mamokaiky, mivokaiky, mitokiky, mijamoka |
Anagrams | 14 mikotoka, mitakoko |
Updated on 2023/01/20 |