|
|
|
|

Entry 1  manjokaiky
Root  2 jokaiky
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mifintina tsy mihetsika ary manjonitra toa malahelo; mitakoko, manjonitra, manjoretra, manjonetra [1.1]
Examples  8  Mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra. [2.470]
Synonyms  9 mijokaiky
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22