|
|
|
|

Entry (1/2) 1  miserana
Root  2 serana
Part of speech  3  noun or adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miseho vetivety dia lasa, mandalo faingana, tsy maharitra: Niserana ihany izy teto fa tsy nipetraka akory
9 Mora simba na levona: Miserana ihany ny voninahitr' izao tontolo izao
10 Ampandalovina eo ambony afo (fiteny amin' ny zavatra nentina alina ka homena hohanin' ny zaza): Efa niserana teo ambony afo ve iny hena avy any alatrano iny no nomenareo ny zaza [1.1]
11 mandalo vetivety, miseho vetivety [1.13]
Explanations in English  12 to pass by rapidly [1.7]
Explanations in French  13 passer rapidement [1.8]
14 temporaire [1.13]
Examples  15  Indray miserana|niserana monja no nahitan-dRandrianaivo azy, nefa izay indray miserana|niserana izay dia nanaitra ny fony [2.324]
16  Tsy honina akory fa handalo!... Tsy hitoetra fa olon-kiserana... [2.5#7]
Analogs  17  mandala, 18  Mandalo, 19  mihelatra, 20  mihelina, 21  mihelina, 22  misalovana, 23  tsy tra-maso mipy
Combinations  24  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miserana

Entry (2/2) 25  miseràna
Root  26 serana
Part of speech  27  imperative of active verb miserana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  miseràna, miserana, 28 sarimena

Updated on 2026/08/18