| Entry (1/2) | 1 misava |
| Root | 2 sava |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mitady, mikaroka: Misava ilay gadralava nandositra ny polisy
9 Mijery, mitsirika, mizaha fatratra: Misava ny trano misy ankizy mararin' ny donika ny mpikarakara ny toe-pahasalamana 10 Mijery izay tsy manana: Misy polisy misava karatra ao 11 Manala izay manentsina, na manelingelina: Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana 12 Manadihady, mamototra: Tia ny misava ny fotojavatra izy rehefa mianatra [1.1] |
| Explanations in English |
13 to clear up, to disperse; to inspect something in detail
[1.7] |
| Explanations in French |
14 dégager, disperser, dissiper; se dissiper; fouiller, faire des perquisitions
[1.8] |
| Combinations | 15 3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word misava |
| Entry (2/2) | 16 misavà |
| Root | 17 sava |
| Part of speech | 18 imperative of active verb misava [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | misavà, misava, 19 mivasa |
| Updated on 2026/08/13 |
|