|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mitsoaka
Root  2 tsoaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miala amin' izay nisy azy: Nitsoaka ny tongo-databatra fa tsy voapetaka tsara ~ Nitsoaka tamin' ny raharahany izy
9 Nandositra: Lasa nitsoaka any alatrano Ikoto fa natahotra ny ho voakapoka
10 Mivadika amin' ny teny nataony: Tsy fanao mihitsy ny mitsoaka ny teny efa nomena [1.1]
Explanations in English  11 to slip out of place; to pull out of place or out of a hole or socket [1.7]
Explanations in French  12 se déboîter, sortir d'un trou, etc.; se retirer [1.8]
Combinations  13  9 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitsoaka

Entry (2/2) 14  mitsoaka
Root  15 tsoaka
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17 [Antambahoaka] mandova, mandimby [1.78]

Anagrams  18 kamaitso, 19 kimaotsa, 20 masôkita, 21 matokisa, 22 matsioka, 23 mitosaka, 24 mitsakoa, 25 mitsaoka, mitsoaka

Updated on 2026/04/20