|
|
|
|

Entry (1/2) 1  misanasana
Root  2 sanasana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 (vava) Misokatra be ka tsy miafina ny ao anatiny fa miharihary daholo, mitanatana: Nisanasana ny vavan' ilay alika ka nandositra aho [1.1]
Examples  9  Fa raha vantany vao midify ianao ka hitany irery aho dia misanasana ny vavany. [2.5]

Entry (2/2) 10  misanasanà
Root  11 sanasana
Part of speech  12  imperative of active verb misanasana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  misanasana, misanasanà

Updated on 2026/08/19