| Entry (1/2) | 1 misampana |
| Root | 2 sampana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Misy rantsana, mirantsana: Etsy alohaloha etsy dia misampana roa ny lalana ka ny havia no mankany an-tsena
9 Misahana: Misampana amin' ny raharaha maro izy ka sahirana 10 Misalasala: Misampana ny saiko: na handeha na hijanona [1.1] |
| Examples |
11 Foto-boaloboka misampana maro no mananika ny trano, manalokaloka azy tsy hahazo hazavana be loatra avy ety ivelany.
[2.470#150]
|
| Entry (2/2) | 12 misampàna |
| Root | 13 sampana |
| Part of speech | 14 imperative of active verb misampana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 15 mampanisa, 16 manasampy, misampàna, misampana |
| Updated on 2026/08/15 |
|