|
|
|
|

Entry 1  miriaria
Root  2 riaria
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mikarenjy sy milalao amin-kafaliana: Miriaria eran' ny ala ny voron-kely [1.1]
Examples  9  Nohafatrafarany mba hivavaka tsara ho an-drainy izy ireo mba hiarahany miriaria aminy. [2.470#61]
10  Nahoana no tsy itiavanao hiara-miriaria amiko? [2.5]
Combinations  11  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miriaria

Updated on 2026/04/20