|
|
|
|

Entry 1  miretsika
Root  2 retsika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mandre volivoly
8 Mihahohaho be dia be mihetsika: Miretsika ny olitra ao anatin' ity voasary ity
9 (valiha) Maneno mahafinaritra: Misy valiha henoko miretsika vao maraina [1.1]
Synonyms  10 miretsidretsika
Combinations  11  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miretsika

Anagrams  12 kemaritsy, 13 marikitse, miretsika, 14 mitsikera, mitsikerà

Updated on 2026/08/15