| Entry | 1 miretsidretsika |
| Root | 2 retsidretsika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 Mandre volivoly
8 Mihahohaho be dia be mihetsiketsika: Miretsidretsika ny olitra ao anatin' ity voasary ity 9 (valiha) Maneno mahafinaritra: Misy valiha henoko miretsidretsika vao maraina [1.1] |
| Synonyms | 10 miretsika |
| Updated on 2026/04/22 |
|