|
|
|
|

Entry (1/2) 1  miretareta
Root  2 retareta
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitaredretra, mitavozavoza [1.1]
Examples  9  Ny tsy mba manana toa anay, voatery izy manao, ary izany no tsy ahazoana miretareta, fa tsy maintsy vita ny asa, ary vita haingana. [2.472#20]

Entry (2/2) 10  miretaretà
Root  11 retareta
Part of speech  12  imperative of active verb miretareta [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  miretaretà, miretareta, 13 miteratera

Updated on 2026/08/13