|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mirefarefa
Root  2 refarefa
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitaritarika: Mirefarefa ny akanjonao
9 Misafosafo, mandalo akaiky: Mahafinaritra ny mahita irony voronkely mirefarefa eny ambony rano
10 Madiva hilentika, misafosafo ny faravodilanitra: Efa mire tare fa sy tsy ho tana ny fahazavan' ny andro
11 Mitavozavoza, mitaredretra raha manao zavatra: Mirefarefa izaitsizy izy rehefa manao zavatra
12 Milasilasy, mitsiredretra, tsy mitandrina: Nirefarefa loatra ny anao lahy ka lasan' ny olona ny volany [1.1]
Examples  13  Ary vantany vao mirefarefa kely izy, dia daka no mahazo ny fitombenany. [2.470#154]
Combinations  14  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mirefarefa

Entry (2/2) 15  mirefarefà
Root  16 refarefa
Part of speech  17  imperative of active verb mirefarefa [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  mirefarefa, mirefarefà

Updated on 2026/08/15