| Entry (1/2) | 1 mirava |
| Root | 2 rava |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mivoaka ny fianarana, ny trano fiasana: Amin' ny dimy nomirava ny mpiasa
9 Miparitaka, mihahaka: Mirava ny vahoaka 10 Vita, mifarana: Mirava ny fiangonana 11 Tsy tanteraka: Mirava ny fitsangantsanganana rahariva fa ratsy ny andro, [1.1] |
| Explanations in English |
12 to break up (of a meeting)
[1.7] |
| Explanations in French |
13 se séparer; se disperser après une réunion
[1.8] |
| Examples |
14 Ka dia mirava isika aloha fa hihevitra izay hatao aminy izahay.
[2.587#]
15 Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona. [1.353#] |
| Combinations | 16 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mirava |
| Entry (2/2) | 17 miravà |
| Root | 18 rava |
| Part of speech | 19 imperative of active verb mirava [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | mirava, miravà |
| Updated on 2026/08/15 |
|