|
|
|
|

Entry 1  mipelipelika
Root  2 pelipelika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mihetsiketsika, mikivilivily atsỳ sy arỳ: Mipelipelika foana ny rambon' ilay alika isaky ny manatona aho
9 Tsy mipetraka tsara fa mihetsiketsika mankatsy mankaroa, mikofokofoka: Aza mipelipelika toy izao, rankizy [1.1]
Explanations in English  10 to struggle, to shuffle, to be wanton; to wag, as the tail. [1.2]
11 to wag [1.7]
Explanations in French  12 s'agiter en divers sens, remuer, se remuer, faire des mouvements lascifs: Mipelipelika lalandava ny rambon' io alika io (La queue de ce chien remue continuellement) / Aza mipelipelika toy izany, rankizy (Enfants, ne vous remuez pas tant) [1.3]
13 s'agiter, se remuer comme la queue d'un chien [1.8]
Examples  14  Mipelipelika|mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe Mipelipelika|mipelipelika toy izany koa ny sambolay. [2.471#72]
Synonyms  15 mipelika
Analogs  16  mihavatravatra, 17  Mihefikefika, 18  mikofokofoka, 19  mitrifantrifana
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22