|
|
|
|

Entry 1  mikofokofoka
Root  2 kofokofoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara
8 Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erý ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy
9 Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany [1.1]
Explanations in English  10 to fidget; to be continually agitated [1.7]
Explanations in French  11 frétiller, gigoter; être agité [1.8]
Analogs  12  mikopokopoka, 13  mipelipelika, 14  mitsikorofoka
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22