|
|
|
|

Entry 1  miomby
Root  2 omby
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Enti-milaza ny bibindandy miova ho soherina: hodidininy ny tenany ny kofehy notehiriziny tao an-kibony izay manjary akoran-dandy, dia mibonoka matory ao izy [1.1]
Examples  8  dia biby velona ampihinanina aminy amberivatry, dia miomby ny biby, dia tonga landy; [2.48#144]
Vocabulary  9  Zoology: (in general)

Updated on 2026/04/20