|
|
|
|

Entry 1  miofo
Root  2 ofo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 (ho an' ny vorona) Mihintsana ny volo teo aloha ka misolo vaovao indray: Miofo ny fodilahy amin' ny fiandohan' ny fahavaratra
9 (ho an' ny bibikely): Miova toetra indroa na intelo ambara-pahatongany ho bibikely ary fomba: Miofo tonga angidina ny ondrindrano
10 Miova volo noho ny asan' ny rano manatsora ny lokon-damba: Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo
11 Miova loko noho ny hainandro [1.1]
12 miova loko, mihamatroka, mihavasoka [1.13]
Explanations in English  13 to scale off, to cast the skin or lough; to lose its colour, as a garment. [1.2]
14 to moult; to scale off; to fade (of colors) [1.7]
Explanations in French  15 muer, changer de peau, de couleur, se faner [1.8]
16 décoloré [1.13]
Examples  17  miofo, izany hoe miova loko, noho ny hainandro. [2.313#]
18  Akipaho ny nofo, Avereno fa indrana, lamba mora miofo. [1.261#]
Synonyms  19 miofy
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22