|
|
|
|

Entry (1/2) 1  minona
Root  2 inona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [Antambahoaka+Sihanaka+Tanala] misotro rano, ets.; mihinana rano-javatra: Amboa minon-drano ka ñ'vetiny am-parane [1.78]
9 Misotro tangena mba hahazoana mitsara na diso na tsia, raha toa ka nisy niampangana ny tena ho nahavita heloka, indrindra ho mpamosavy [1.1]
Explanations in French  10 boire le tanguin, subir l'épreuve du tanguin [1.3#281]
Examples  11  Ary rehefa velona ny minona, dia vonoina ny afo nitanehina ny ranon-koba [2.857#]
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word minona
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 14  minòna
Root  15 inona
Part of speech  16  imperative of active verb minona [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3#281]

Anagrams  17 mañino, 18 manony, mañony, minòna, minona, 19 monany, 20 monina

Updated on 2026/08/15