|
|
|
|

Entry (1/3) 1  milelalela
Root  2 lelalela
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [Sihanaka] mikiakiaka [1.78]
9 Mamoaka lelafo miredareda: Nilelalela aoka izany ny lelafo tamin' ilay haintrano terý atsinanana
10 Mikiakiaka mafy, indrindra raha miantso: Mba mitenena moramora fa aza milelalela ohatra ny adala
11 Manintona na manaitra ny maso izaitsizy noho izy mamirapiratra na be renty: Milelalela loatra ny akanjon' iny vehivavy iny
12 Maharary toa mahamay; te hihinan-kanina mafy: Tsy nanendry afa-tsy vary sosoa kely aho halina ka milelalela izaitsizy ny ambavafoko izao [1.1]
Explanations in English  13 to talk a lot; to cry out [1.7]
Explanations in French  14 parler avec entrain; criailler [1.8]
Combinations  15  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word milelalela

Entry (2/3) 16  milelalela
Part of speech  17  active verb
Explanations in Malagasy  18 [Antambahoaka] midedadeda [1.78]

Entry (3/3) 19  milelalelà
Root  20 lelalela
Part of speech  21  imperative of active verb milelalela [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  milelalela, milelalelà

Updated on 2026/08/24