|
|
|
|

Entry 1  milafika
Root  2 lafika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Misy lafika: Tsy afaka manoratra aho raha tsy milafika ny taratasy
9 Milozoka, mikezaka: Milafika amin' ny fianarana Rakoto
10 Mijanona ela, mitoetra ela: Nilafika tao aminay nandritra ny iray volana io olona io [1.1]
Explanations in English  11 to have a mat under; to stay on in someone's house [1.7]
Explanations in French  12 avoir une natte, dessous; rester longtemps chez les gens [1.8]
Examples  13  Trano zozoro milafika tsihy madinika no nitoerana. [2.113#]
14  Hitantsika amin' ny taratasy anefa, fa efa milafika eto an-tanàna ireo fahavalo; [2.587#]
Analogs  15  Mifantsika, 16  mikely aina, 17  mimaso
Combinations  18  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word milafika

Updated on 2026/04/22