| Entry (1/2) | 1 lafika |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
23 [Bezanozano] farafara, fandriana
[1.78] 24 Izay rehetra atao ao ambanin' ny tsihy andriana, tahaka ny bozaka izany: Soloy ny lafik' itỳ fandriana itỳ fa efa fisaka loatra 25 Izay rehetra atao fanambanin-javatra mba tsy hahamafy ny fiasana na ny fipetrahana eo amboniny: Asio lafika kely eto hanoratako 26 Fisotro sotroina alohan' ny sakafo, na koa zavatra tsakitsaky hanina alohan' ny handraisana zava-pisotro 27 Zezika atao amin' ny tanimboly alohan' ny hamafazana ny voa na hambolena ny zavamaniry [1.1] 28 bozaka na mololo fandrian'ny biby [1.13] |
| Explanations in English |
29 anything put under, as a mat or mattress
[1.7] |
| Explanations in French |
30 ce qu'on met dessous, comme une natte ou un matelas
[1.8] 31 litière, natte [1.13] 32 litière, tout ce qu'on met sous la natte pour rendre la couche plus molle. Par extension : paillasse ou matelas lorsqu'on utilise un lit, on précise alors lafi-pandriana [1.196] |
| Examples |
33 Zozoro sy herana maina no angonina atao lafika.
[2.472#]
34 Adarà, fa fandria-malemy lafika, ka tsy itadiavako lafika sy ondana. [2.69#] |
| Combinations | 35 11 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lafika |
| Proverbs | 36 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 37 lafika |
| Part of speech | 38 noun |
| Explanations in French |
39 (du malais: lapik).
40 [Betsimisaraka] Nom des Arecaceae fournissant des crins végétaux particulièrement appréciés comme litière, principalement Chrysalidocarpus fibrosus Jum. (Arecaceae) [1.196] |
| Vocabulary | 41 Botany |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 43 falika, 44 kilafa, lafika |
| Updated on 2026/08/06 |
|