|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mikitrana
Root  2 kitrana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamoaka feo toa feon-javatra vy maro mifampikasoka: Tamin' izahay nandeha nitsangantsangana tany Ambatofotsy, nikitrana ny vilany sy vilia tao anaty fiara
9 Miady vava, mifanditra: Mikitrana isan' andro izao izy mirahavavy ireo
10 Be dia be: Marina ve fa mikitrana ny omby any an-tsakalava? [1.1]
Combinations  11  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mikitrana

Entry (2/2) 12  mikitràna
Root  13 kitrana
Part of speech  14  imperative of active verb mikitrana [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  15 manitrika, mikitrana, mikitràna, 16 mitranaky

Updated on 2026/08/18